Logo

WeBible

10. Ary hoy Hirama, mpanjakan’ i Tyro, ...

2 Chronicles

Chapter 2 : Verse 10

10 / 17

Ary hoy Hirama, mpanjakan’ i Tyro, tamin’ ny taratasy izay nampanateriny ho any amin’ i Solomona: Noho ny fitiavan’ i Jehovah ny olony no nanendreny anao ho mpanjakany.

2 Chronicles 2:10